FIAINAM-BAOVAO FENO FANDRESENA HO ANAO SY NY ANKOHONANAO !
TAONA ZINA MIARAKA AMIN'I JESOA-KRISTY !
Enga anie ka hampitombo ny fahalalanareo sy ny fifandraisanareo manokana amin'Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Zanany ary ny Fanahy Masina ny tantara atolotra eto.
Ialana tsiny indrindra ny tsy fisian'ny tantara vaovao nandritra ny fotoana ela fa eo am-panarenana izany izahay ankehitriny.
Maniry indrindra ny izaranareo izany amin'ny fianakavianareo sy ny tapaka sy namana sady koa mangataka ny fisoratanareo anarana raha toa ka maniry ny handray ny filazana momba ny tantara vaovao apetraka ao amin'ny youtube ianareo.